151Nombre de vues
0Évaluation

Tsy mitsahatra ny fikarohana hataon'ireo manam-pahaizana momban'ny fambolem-bary mba anatsarana hatrany ny voka-bary eto Madagasikara. I Madagasikara mantsy no isan’ny firenena tena mihinam-bary mihoatra ireo firenena manerana izao tontolo izao. Laharam-pahamehana hatrany ity sehatry ny fambolem-bary ity.